plt_tq/dan/02/46.md

8 lines
441 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nandidian'i Nebokadnezara mba ho atao an'i Daniela tao aorian'ny nanambarany ilay nofy sy ny dikan'izany tamin'ny mpanjaka?
Nobaikon'ny mpanjaka mba anaovana fanatitra sy tolorana ditin-kazo manitra i Daniela.
# Inona no nambaran'i Nebokadnezara mahakasika ny Andriamanitr'i Daniela?
Andriamanitr'ireo andriamanitra ny Andriamanitr'i Daniela hoy i Nebokadnezara, ilay Tompon'ireo mpanjaka ary ilay manambara ireo zava-miafina.