# Inona no nandidian'i Nebokadnezara mba ho atao an'i Daniela tao aorian'ny nanambarany ilay nofy sy ny dikan'izany tamin'ny mpanjaka? Nobaikon'ny mpanjaka mba anaovana fanatitra sy tolorana ditin-kazo manitra i Daniela. # Inona no nambaran'i Nebokadnezara mahakasika ny Andriamanitr'i Daniela? Andriamanitr'ireo andriamanitra ny Andriamanitr'i Daniela hoy i Nebokadnezara, ilay Tompon'ireo mpanjaka ary ilay manambara ireo zava-miafina.