plt_tq/dan/02/27.md

8 lines
396 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Rehefa nankeo amin'ny mpanjaka i Daniela, iza no no nolazain'i Daniela fa afaka nilaza ilay zava-miafina nangatahan'ny mpanjaka?
Hoy i Daniela hoe misy Andriamanitra izay monina any an-danitra, izay manambara ny zava-miafina.
# Inona no nambaran'i Daniela amin'ny ankapobeny momban'ny nofin'ny mpanjaka?
Nolazain'i Daniela ny monmba ilay nofy ny amin'izay mety hiseho amin'ireo andro ho avy