# Rehefa nankeo amin'ny mpanjaka i Daniela, iza no no nolazain'i Daniela fa afaka nilaza ilay zava-miafina nangatahan'ny mpanjaka? Hoy i Daniela hoe misy Andriamanitra izay monina any an-danitra, izay manambara ny zava-miafina. # Inona no nambaran'i Daniela amin'ny ankapobeny momban'ny nofin'ny mpanjaka? Nolazain'i Daniela ny monmba ilay nofy ny amin'izay mety hiseho amin'ireo andro ho avy