plt_tq/amo/09/14.md

8 lines
339 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Fa inona no nampanantenan'i Yaveh fa hoentina hiverina any amin'ny Israely?
Nampanantena ny hitondra ny Israely avy any amin'ny fahababoana i Yaveh.
# Tao aorian'ny namerenan'i Yaveh ny Israely, hafiriana no hitoeran'ny Israely amin'ny tany?
Tao aorian'ny namerenan'i Yaveh ny Israely, hitoetra ao amin'ny tany mandrakizay i Israely.