# Fa inona no nampanantenan'i Yaveh fa hoentina hiverina any amin'ny Israely? Nampanantena ny hitondra ny Israely avy any amin'ny fahababoana i Yaveh. # Tao aorian'ny namerenan'i Yaveh ny Israely, hafiriana no hitoeran'ny Israely amin'ny tany? Tao aorian'ny namerenan'i Yaveh ny Israely, hitoetra ao amin'ny tany mandrakizay i Israely.