plt_tq/amo/09/07.md

12 lines
340 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Avy aiza no nitondran'i Yaveh ny Israely?
Nentin'i Yavseh avy any amin'ny tanin'i Egypta ny Israely.
# Avy aiza no nitondran'i Yaveh ireo Falistina?
Nentin'i Yaveh avy any Kreta ireo Filistina.
# Nilazany hanimba tanteraka ny vahoakan'ny Israely ve i Yaveh?
Tsia, niteny ny tsy handrava tanteraka ny vahoakan'ny Israely ve i Yaveh.