# Avy aiza no nitondran'i Yaveh ny Israely? Nentin'i Yavseh avy any amin'ny tanin'i Egypta ny Israely. # Avy aiza no nitondran'i Yaveh ireo Falistina? Nentin'i Yaveh avy any Kreta ireo Filistina. # Nilazany hanimba tanteraka ny vahoakan'ny Israely ve i Yaveh? Tsia, niteny ny tsy handrava tanteraka ny vahoakan'ny Israely ve i Yaveh.