plt_tq/amo/07/07.md

8 lines
333 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tamin'ny fahitany, taiza no nitsanganan'ny Tompo ary nanao inona Izy no hitan'i Amosa?
Nahita ny Tompo nitsangana teo akaikin'ny rindrina niaraka tamin'ny vato pilao teny an-tanany i Amosa.
# Inona no nolazain'ny Tompo fa dikan'ny vato pilao?
Ny dikan'ny vato pilao dia hoe tsy hamindra fo amin'ny Israely intsony hoy ny Tompo.