# Tamin'ny fahitany, taiza no nitsanganan'ny Tompo ary nanao inona Izy no hitan'i Amosa? Nahita ny Tompo nitsangana teo akaikin'ny rindrina niaraka tamin'ny vato pilao teny an-tanany i Amosa. # Inona no nolazain'ny Tompo fa dikan'ny vato pilao? Ny dikan'ny vato pilao dia hoe tsy hamindra fo amin'ny Israely intsony hoy ny Tompo.