plt_tq/amo/04/10.md

12 lines
510 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Yaveh tamin'ireo zatovolahy nefa tsy niverina Aminy ny vahoakan'ny Israely?
Novonoin'i Yaveh tamin'ny sabatra ireo zatovolahy fa mbola tsy niverina Aminy ihany ny vahoakan'Israely.
# Inona no nataon'i Yaveh tamin'ireo tanàna fa mbola tsy niverina Aminy ny vahoakan'Israely?
Nanjera ireo tanàna i Yaveh fa mbola tsy niverina Aminy ny vahoakan'Israely.
# Ahoana no namalian'ny vahoakan'Israely ny andran'i Yaveh mba hamerenana azy ireo?
Tsy niverina tamin'i Yaveh ny vahoakan'Israely.