# Inona no nataon'i Yaveh tamin'ireo zatovolahy nefa tsy niverina Aminy ny vahoakan'ny Israely? Novonoin'i Yaveh tamin'ny sabatra ireo zatovolahy fa mbola tsy niverina Aminy ihany ny vahoakan'Israely. # Inona no nataon'i Yaveh tamin'ireo tanàna fa mbola tsy niverina Aminy ny vahoakan'Israely? Nanjera ireo tanàna i Yaveh fa mbola tsy niverina Aminy ny vahoakan'Israely. # Ahoana no namalian'ny vahoakan'Israely ny andran'i Yaveh mba hamerenana azy ireo? Tsy niverina tamin'i Yaveh ny vahoakan'Israely.