plt_tq/amo/02/04.md

8 lines
302 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Yaveh no manambara famaizana hanoitra an'i Joda?
Nanambara famaizana hanohitra an'i Joda i Yaveh satria nanary ny lalàn'i Yaveh izy.
# Inona no ambaran'i Yaveh ho ataony amin'ny fiarovana mafin'i Moaba sy i Joda?
Nanambara i Yaveh fa handevona ireo fiarovana mafin'i Moaba sy Joda Izy.