# Nahoana i Yaveh no manambara famaizana hanoitra an'i Joda? Nanambara famaizana hanohitra an'i Joda i Yaveh satria nanary ny lalàn'i Yaveh izy. # Inona no ambaran'i Yaveh ho ataony amin'ny fiarovana mafin'i Moaba sy i Joda? Nanambara i Yaveh fa handevona ireo fiarovana mafin'i Moaba sy Joda Izy.