plt_tq/amo/01/14.md

8 lines
257 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nambaran'i Yaveh ho atao amin'ireo rindrin'i Raba?
Nanambara ny handevonana ny rindrin'i Raba i Yaveh.
# Inona no nambaran'i Yaveh fa hiseho amin'ny mpanjakan'i Amona?
Nanambara i Yaveh fa ny mpanjakan'i Amona dia handeha amin'ny fahababoana.