# Inona no nambaran'i Yaveh ho atao amin'ireo rindrin'i Raba? Nanambara ny handevonana ny rindrin'i Raba i Yaveh. # Inona no nambaran'i Yaveh fa hiseho amin'ny mpanjakan'i Amona? Nanambara i Yaveh fa ny mpanjakan'i Amona dia handeha amin'ny fahababoana.