plt_tq/amo/01/06.md

8 lines
388 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Yaveh no nanambara ny famaizana manohitra an'i Gazza?
Nanambara ny famaizana manohitra an'i Gaza i Yaveh satria nataon'izy ireo ho babo ny vahoaka manontolo mba hanolorana azy ireo an'i Edoma.
# Inona no nambaran'i Yaveh ho ataony amin'ny fiarovana mafin'i Beni-hadada, Gaza, ary Tyro?
Nanambara i Yaveh fa handevona ireo fiarovana mafin'i Bani-hadada, Gaza, ary tyro Izy.