# Nahoana i Yaveh no nanambara ny famaizana manohitra an'i Gazza? Nanambara ny famaizana manohitra an'i Gaza i Yaveh satria nataon'izy ireo ho babo ny vahoaka manontolo mba hanolorana azy ireo an'i Edoma. # Inona no nambaran'i Yaveh ho ataony amin'ny fiarovana mafin'i Beni-hadada, Gaza, ary Tyro? Nanambara i Yaveh fa handevona ireo fiarovana mafin'i Bani-hadada, Gaza, ary tyro Izy.