plt_tq/act/28/23.md

8 lines
420 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Rehefa tonga tany amin'ny toeram-ponenan'i Paoly indray ireo mpitarika Jiosy, inona no niezahin'i Paoly natao nanomboka ny maraina ka hatramin'ny hariva?
Niezaka nandresy lahatra azy ireo momba an'i Jesosy i Paoly, tamin'ny lalàn'i Mosesy sy avy tamin'ireo mpaminany.
# Iona no navalin'ireo mpitarika Jiosy ny hevitra nasehon'i Paoly?
Resy lahatra ny sasany tamin'ireo mpitarika Jiosy, raha tsy nino kosa ny hafa.