# Rehefa tonga tany amin'ny toeram-ponenan'i Paoly indray ireo mpitarika Jiosy, inona no niezahin'i Paoly natao nanomboka ny maraina ka hatramin'ny hariva? Niezaka nandresy lahatra azy ireo momba an'i Jesosy i Paoly, tamin'ny lalàn'i Mosesy sy avy tamin'ireo mpaminany. # Iona no navalin'ireo mpitarika Jiosy ny hevitra nasehon'i Paoly? Resy lahatra ny sasany tamin'ireo mpitarika Jiosy, raha tsy nino kosa ny hafa.