plt_tq/act/24/24.md

8 lines
341 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Andro vitsivitsy taty aoriana, inona no noresahin'i Paoly tamin'i Feliksa?
Niresaka tamin'i Feliksa momba ny finoana an'i Kristy Jesosy, ny fifehezan-tena, ary ny fitsarana ho avy i Paoly.
# Ahoana no fihetsik'i Feliksa taorian'ny nahenoiny an'i Paoly?
Nanjary heniky ny tahotra i Feliksa ary nangataka tamin'i Paoly mba handeha aloha.