# Andro vitsivitsy taty aoriana, inona no noresahin'i Paoly tamin'i Feliksa? Niresaka tamin'i Feliksa momba ny finoana an'i Kristy Jesosy, ny fifehezan-tena, ary ny fitsarana ho avy i Paoly. # Ahoana no fihetsik'i Feliksa taorian'ny nahenoiny an'i Paoly? Nanjary heniky ny tahotra i Feliksa ary nangataka tamin'i Paoly mba handeha aloha.