plt_tq/act/22/06.md

8 lines
259 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nambaran'ilay feo avy tany an-danitra tamin'i Paoly rehefa nanakaiky an'i Damaskosy izy?
Hoy ilay feo avy any an-danitra: "Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?"
# Iza no nenjehin'i Paoly?
Nanenjika an'i Jesosy avy any Nazareta i Paoly.