# Inona no nambaran'ilay feo avy tany an-danitra tamin'i Paoly rehefa nanakaiky an'i Damaskosy izy? Hoy ilay feo avy any an-danitra: "Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?" # Iza no nenjehin'i Paoly? Nanenjika an'i Jesosy avy any Nazareta i Paoly.