plt_tq/act/22/03.md

8 lines
297 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Taiza no nampianarana an'i Paoly, ary iza no mpampianatra azy?
Tany Jerosalema no nampianarana an'i Paoly, ary Gamaliela no mpampianatra azy.
# Ahoana no fitondran'i Paoly an'ireo izay nanaraka ny Lalana?
Nenjehan'i Paoly ho faty ireo nanaraka ny Lalana, ary nalefany tany am-ponja izy ireo.