# Taiza no nampianarana an'i Paoly, ary iza no mpampianatra azy? Tany Jerosalema no nampianarana an'i Paoly, ary Gamaliela no mpampianatra azy. # Ahoana no fitondran'i Paoly an'ireo izay nanaraka ny Lalana? Nenjehan'i Paoly ho faty ireo nanaraka ny Lalana, ary nalefany tany am-ponja izy ireo.