plt_tq/act/21/39.md

8 lines
269 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fangatahana nataon'i Paoly tamin'ilay kapiteny mpitarika?
Nangataka ny mba hamelana azy hiresaka amin'ny vahoaka i Paoly.
# Tamin'ny fiteny inona no niresahan'i Paoly tamin'ny vahoakan'i Jerosalema?
Niteny Hebreo tamin'ireo vahoakan'i Jerosalema i Paoly.