# Inona no fangatahana nataon'i Paoly tamin'ilay kapiteny mpitarika? Nangataka ny mba hamelana azy hiresaka amin'ny vahoaka i Paoly. # Tamin'ny fiteny inona no niresahan'i Paoly tamin'ny vahoakan'i Jerosalema? Niteny Hebreo tamin'ireo vahoakan'i Jerosalema i Paoly.