forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
246 B
Markdown
4 lines
246 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'i Jakoba fa tokony hataon'ireo Jentilisa izay nino?
|
||
|
|
||
|
Nambaran'i Jakoba fa tokony hanalavitra ny tenany amin'ny zavatra natao sorona ho an'ny sampy, amin'ny rà, amin'izay nokendaina, ary amin'ny fijangajangana ireo Jentilisa.
|