# Inona no nolazain'i Jakoba fa tokony hataon'ireo Jentilisa izay nino? Nambaran'i Jakoba fa tokony hanalavitra ny tenany amin'ny zavatra natao sorona ho an'ny sampy, amin'ny rĂ , amin'izay nokendaina, ary amin'ny fijangajangana ireo Jentilisa.