plt_tq/act/20/25.md

4 lines
218 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana no nolazain'i Paoly fa tsy manan-tsiny ny amin'ny ràn'iza na iza izy?
Nambaran'i Paoly fa tsy manan-tsiny ny amin'ny ràn'izy ireo izy satria efa nambarany tamin'izy ireo ny sitrapon'Andriamanitra rehetra.