# Nahoana no nolazain'i Paoly fa tsy manan-tsiny ny amin'ny ràn'iza na iza izy? Nambaran'i Paoly fa tsy manan-tsiny ny amin'ny ràn'izy ireo izy satria efa nambarany tamin'izy ireo ny sitrapon'Andriamanitra rehetra.