plt_tq/act/18/24.md

8 lines
366 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fampianarana azon'i Apolosy tsara, ary fampianarana inona no nilainy fampianarana kokoa?
Azon'i Apolosy tsara ireo zavatra momba an'i Jesosy, fa ny fanaovam-batisan'i Jaona ihany no fantany.
# Inona no nataon'i Akoila sy Prisila ho an'i Apolosy?
Lasa mpinamana tamin'i Apolosy i Akoila sy Prisila ary nanazava taminy bebe kokoa ny lalan'Andriamanitra.