# Inona no fampianarana azon'i Apolosy tsara, ary fampianarana inona no nilainy fampianarana kokoa? Azon'i Apolosy tsara ireo zavatra momba an'i Jesosy, fa ny fanaovam-batisan'i Jaona ihany no fantany. # Inona no nataon'i Akoila sy Prisila ho an'i Apolosy? Lasa mpinamana tamin'i Apolosy i Akoila sy Prisila ary nanazava taminy bebe kokoa ny lalan'Andriamanitra.