plt_tq/act/17/30.md

12 lines
509 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no iantsoan'Andriamanitra mba hataon'ny olona na aiza na aiza ankehitriny?
Miantso ny olona na aiza na aiza Andriamanitra mba hibebaka.
# Ho amin'ny inona no nanendren'Andriamanitra ilay andro iray?
Nanendry andro iray izay hitsaran'i Jesosy am-pahamarinana izao tontolo izao Andriamanitra.
# Inona no porofo nomen'Andriamanitra fa voafidy ho mpitsaran'izao tontolo izao i Jesosy?
Noporofoin'Andriamanitra tamin'ny fanaganany Azy tamin'ny maty fa voafidy ho mpitsaran'izao tontolo izao i Jesosy.