# Inona no iantsoan'Andriamanitra mba hataon'ny olona na aiza na aiza ankehitriny? Miantso ny olona na aiza na aiza Andriamanitra mba hibebaka. # Ho amin'ny inona no nanendren'Andriamanitra ilay andro iray? Nanendry andro iray izay hitsaran'i Jesosy am-pahamarinana izao tontolo izao Andriamanitra. # Inona no porofo nomen'Andriamanitra fa voafidy ho mpitsaran'izao tontolo izao i Jesosy? Noporofoin'Andriamanitra tamin'ny fanaganany Azy tamin'ny maty fa voafidy ho mpitsaran'izao tontolo izao i Jesosy.