plt_tq/act/17/10.md

8 lines
287 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nankaiza i Paoly sy Silasy rehefa tonga tany Beria?
Nankany amin'ny Synagogan'ny Jiosy i Paoly sy Silasy.
# Inona no nataon'ireo Beriana rehefa nandre ny hafatr'i Paoly?
Nandray ny teny ireo Beriana ary nandinika ny Soratra Masina mba hahitana raha izany tokoa ny nolazain'i Paoly.