# Nankaiza i Paoly sy Silasy rehefa tonga tany Beria? Nankany amin'ny Synagogan'ny Jiosy i Paoly sy Silasy. # Inona no nataon'ireo Beriana rehefa nandre ny hafatr'i Paoly? Nandray ny teny ireo Beriana ary nandinika ny Soratra Masina mba hahitana raha izany tokoa ny nolazain'i Paoly.