plt_tq/act/14/14.md

4 lines
278 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no navalin'i Paoly sy Barnabasy izay tian'ny olona natao tamin'izy ireo?
Nandrovitra ny lamban'izy ireo i Paoly sy Barnabasy, nankeo amin'ny vahoaka, ary nihiakiaka mafy nilaza fa tokony hiala amin'ireo zavatra tsy misy dikany ireo ho any amin'Andriamanitra ny olona.