# Ahoana no navalin'i Paoly sy Barnabasy izay tian'ny olona natao tamin'izy ireo? Nandrovitra ny lamban'izy ireo i Paoly sy Barnabasy, nankeo amin'ny vahoaka, ary nihiakiaka mafy nilaza fa tokony hiala amin'ireo zavatra tsy misy dikany ireo ho any amin'Andriamanitra ny olona.