plt_tq/act/13/32.md

4 lines
226 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana ny fomba nampisehoan'Andriamanitra fa nitana ny fampanantenana nataony tamin'ny Jiosy Izy?
Nasehon'Andriamanitra fa nitana ny fampanantenana nataony tamin'ny Jiosy Izy tamin'ny nananganany an'i Jesosy tamin'ny maty.