# Ahoana ny fomba nampisehoan'Andriamanitra fa nitana ny fampanantenana nataony tamin'ny Jiosy Izy? Nasehon'Andriamanitra fa nitana ny fampanantenana nataony tamin'ny Jiosy Izy tamin'ny nananganany an'i Jesosy tamin'ny maty.