plt_tq/act/13/23.md

8 lines
311 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Avy tamin'iza no nitondran'Andriamanitra Mpamonjy ho an'Israely?
Avy tamin'i Davida Mpanjaka no nitondran'Andriamanitra Mpamonjy ho an'Israely.
# Iza hoy Paoly no nanomana ny lalana ho an'ny fiavian'ny Mpamonjy?
Nambaran'i Paoly fa i Jaona Mpanao Batisa no nanomana ny lalana ho an'ny fiavian'ny Mpamonjy.