# Avy tamin'iza no nitondran'Andriamanitra Mpamonjy ho an'Israely? Avy tamin'i Davida Mpanjaka no nitondran'Andriamanitra Mpamonjy ho an'Israely. # Iza hoy Paoly no nanomana ny lalana ho an'ny fiavian'ny Mpamonjy? Nambaran'i Paoly fa i Jaona Mpanao Batisa no nanomana ny lalana ho an'ny fiavian'ny Mpamonjy.