plt_tq/act/07/41.md

8 lines
318 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana ny fomba nampitodika ny fon'ny Israelita tany Egypta indray?
Nanamboatra omby lahy kely ireo Israelita ary nanao sorona ho an'ny sampy.
# Inona no nasetrin'Andriamanitra ny fihodinan'ny Israelita niala taminy?
Niala tamin'ireo Israelita Andriamanitra ary nanolotra azy ireo ho an'ny miaramilan'ny lanitra.