# Ahoana ny fomba nampitodika ny fon'ny Israelita tany Egypta indray? Nanamboatra omby lahy kely ireo Israelita ary nanao sorona ho an'ny sampy. # Inona no nasetrin'Andriamanitra ny fihodinan'ny Israelita niala taminy? Niala tamin'ireo Israelita Andriamanitra ary nanolotra azy ireo ho an'ny miaramilan'ny lanitra.