plt_tq/act/07/22.md

8 lines
268 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no fomba nampianarana an'i Mosesy?
Nampianarina ireo fahendren'ny Egyptiana rehetra i Mosesy.
# Rehefa efa-polo taona izy, inona no nataon'i Mosesy rehefa nahita ilay Israelita iray nampijaliana?
Niaro ilay Israelita i Mosesy ary namely an'ilay Egyptiana.