# Ahoana no fomba nampianarana an'i Mosesy? Nampianarina ireo fahendren'ny Egyptiana rehetra i Mosesy. # Rehefa efa-polo taona izy, inona no nataon'i Mosesy rehefa nahita ilay Israelita iray nampijaliana? Niaro ilay Israelita i Mosesy ary namely an'ilay Egyptiana.