plt_tq/act/07/06.md

8 lines
326 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nambaran'Andriamanitra fa hanjo ny taranak'i Aabrahama aloha mandritra ny efa-jato taona?
Nambaran'Andriamanitra fa ho andevo any an-tanin'olona mandritra ny efa-jato taona ny taranak'i Abrahama.
# Inona no fanekena nomen'Andriamanitra an'i Abrahama?
Ny faneken'ny famorana no nomen'Andriamanitra an'i Abrahama.