# Inona no nambaran'Andriamanitra fa hanjo ny taranak'i Aabrahama aloha mandritra ny efa-jato taona? Nambaran'Andriamanitra fa ho andevo any an-tanin'olona mandritra ny efa-jato taona ny taranak'i Abrahama. # Inona no fanekena nomen'Andriamanitra an'i Abrahama? Ny faneken'ny famorana no nomen'Andriamanitra an'i Abrahama.